|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | valaka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mahatsiaro tena ho reraka noho ny hery lany nampiasaina; trotraka; kotra: Valaky ny asa tany Rabe. (Tsara homarihina ny mahasamy hala ny hoe: "sasatra, vizana, valaka ary trotraka": ny hoe "sasatra" dia ilazana fahatsiarovan-tena ho reraka noho ny fahenjanan' ny hozatra indrindra: Sasatry ny miandry; ny hoe "vizana" kosa dia noho ny tsy fiovam-pihetsehana indrindra: Vizan' ny mihorirana ny marary; ny "valaka", dia noho ny hamafisan' ny asa: Valaky ny asa tany izy, ary ny "trotraka", mitovy hevitra amin' ny valaka ihany saingy mafimafy kokoa indray) [1.1] | ||
| Fatigué, épuisé, harrassé Figuré: dont le poids ne suffit pas, inférieur [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
|