|
|
|
|
Teny iditra
valangidina
Sokajin-teny
Tsy lazaina
Fikodiavana amin' ny tany, fianjerana amin' ny tany; faharavan-karena
[
1.1
]
Sampanteny
avalangidina
,
fivalangidina
,
mivalangidina
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23