|
|
|
|
Teny iditra
vangoana
(
vango
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asiana, velezina, kapohina mafy:
Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony
Akesokesoka, arapadrapaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
vangoana
, vangoako, vangoanao, vangoany, vangoantsika, vangoanay, vangoanareo, vangoan', vangoan-, vangoam-, vangoa-
Ny lasa :
novangoana, novangoako, novangoanao, novangoany, novangoantsika, novangoanay, novangoanareo, novangoan', novangoan-, novangoam-, novangoa-
Ny hoavy :
hovangoana, hovangoako, hovangoanao, hovangoany, hovangoantsika, hovangoanay, hovangoanareo, hovangoan', hovangoan-, hovangoam-, hovangoa-
Filaza mandidy :
vangòy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20