|
|
|
|
Teny iditra
vavatra
Sokajin-teny
anarana
Fatitra na tatatra kely
Vaha, velatra
Famosahan-kevitra, filazana
[
1.1
]
Sampanteny
amavarana
,
avavatra
,
famavarana
,
famavatra
,
mahavavatra
,
mamavatra
,
mpamavatra
,
vavarana
,
voavavatra
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23