|
|
|
|
Teny iditra
vi
za
nina
(
vi
zana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Sasarana, atao izay hahavizana
[
1.1
]
To be made cramped, to be made tired
[
1.7
]
Qu'on fatigue, qu'on rend las
[
1.8
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
vizanina
, vizaniko, vizaninao, vizaniny, vizanintsika, vizaninay, vizaninareo, vizanin', vizanin-, vizanim-, vizani-
Ny lasa :
novizanina, novizaniko, novizaninao, novizaniny, novizanintsika, novizaninay, novizaninareo, novizanin', novizanin-, novizanim-, novizani-
Ny hoavy :
hovizanina, hovizaniko, hovizaninao, hovizaniny, hovizanintsika, hovizaninay, hovizaninareo, hovizanin', hovizanin-, hovizanim-, hovizani-
Filaza mandidy :
vi
za
no
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20