|
|
|
|
Teny iditra
voaloaka
(
lo
aka
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra lasa
[
1.1
]
Ohatra
1
Ary dia nizaha ny tafondro efa voarendrika indray izahay, ny tsy mbola
voaloaka
.
[
2.366
]
2
Nony
voaloaka
ny rindrina, dia lasa izy namono vantotr' akoho sy nahandro vary kely.
[
2.69
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03