|
|
|
|
Teny iditra
voasava
sa
va
(
sava
sa
va
(
sa
va
))
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra
moa tsy dia efa
voasavasava
ny foto-kevitra ifaharan'ny lahateny aman-kabary rehetra?
[
2.298
]
Haiendriteny
Ny lasa :
voasavasava
, voasavasavako, voasavasavanao, voasavasavany, voasavasavantsika, voasavasavanay, voasavasavanareo, voasavasavan', voasavasavan-, voasavasavam-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20