|
|
|
|
Teny iditra
voa
tam
by
(
tam
by
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra lasa
[
1.1
]
Loué, engagé
[
1.3
]
Ohatra
1
voatamby
sa voakarama sy voafehy vava no izahay ray aman-dreny avy no tsy ama-miteny?
[
2.131
]
2
Ary eto no misy voakolikoly sy
voatamby
vola hanolotra ity tany ity amin'ny Zanakantitra.
[
2.588
]
Tovy hevitra
ti
nam
by
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20