|
|
|
|
Teny iditra
voa
tom
bana
(
tom
bana
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra lasa
[
1.1
]
évalué
[
1.3
]
Ohatra
1
Firy ny habetsahany, voaporofo,
voatombana
na antenaina?
[
4.27
]
2
Hampiseho tsi-fahafaliana akory ve izy ka tsy ho
voatombana
ho «maloto eritreritra» sy mpaniratsira rafozana?
[
2.5
]
Tovy hevitra
ti
nom
bana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20