|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | voninahitra | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Singan-teny | vony, ahitra | ||||||
| Fankatoavana olona noho ny hatsaram-panahiny na fahaizany na zavatra lehibe vitany: Nahazo voninahitra izy tamin' ny nandreseny ny fahavalo Fiamboniana, fiandrianana: Nitandro mafy ny voninahiny izy ka tsy nanaiky ny hiray tetika amin' ny olon-dratsy Mariky ny hambonian-toerana na laharana ananana eo amin' ny firenena: Natao roa ambin' ny folo voninahitra izy Dera sy laza: Voninahitra anie ho an' ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. [1.1] | |||||||
| Glory, honor [1.7] | |||||||
| Gloire, honneur [1.3, 1.8] | |||||||
| Grade, dignité [1.3] | |||||||
| (de vony : fleur et ahitra : les herbes, notamment les Poaceae). Nom qui a pris le sens abstrait de : honneurs, grades militaires, dignité, etc. Les rois malgaches se comparaient eux-mêmes aux fleurs des Poaceae ; leur peuple représentant les racines et les tiges, d'où la notion de solidarité entre le peuple et son roi : si les tiges se fanent, la fleur est également détruite [1.196] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Fanafohezana | vtra | ||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: voninahitra ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |
|