|
|
|
|
Teny iditra
vozihitra
(
zihitra
)
Sokajin-teny
anarana
Fibontsinana makadiry azon' ny rivotra, fivontosana, fibibahana
[
1.1
]
Ballonnement
[
1.20
]
Sampanteny
anavozihirana
,
avozihitra
,
fanavozihirana
,
fanavozihitra
,
fivozihirana
,
fivozihitra
,
ivozihirana
,
mahavozihitra
,
manavozihitra
,
mivozihitra
,
mpanavozihitra
,
mpivozihitra
,
tafavozihitra
,
voavozihitra
,
vozihijihitra
,
vozihirina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05