|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | adana | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra [1.1] | ||
| Slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2] | ||
| Slowness; hence, peace, happiness [1.7] | ||
| Lenteur [1.3, 1.8, 1.5] | ||
| Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5] | ||
| Démarche grave, abondance, paix [1.3] | ||
| Tranquillité, bonheur [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | adana | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Adana, Adona: [2.996] | ||
| Addan [2.996] | ||
| Addân [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia):
[2.996] | |
| Tsipelina hafa | adona | |
| Lahatsoratra | Randzavola: Adana ao amin' ny Baiboly | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10 |
|