|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | gaina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana [1.1] | ||
| Disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2] | ||
| Désappointé, décontenancé [1.3] | ||
| Teny iditra | gaina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1] | ||
| Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3] | ||
| Tovy hevitra | gaingaina [fampiasa kokoa noho gaina] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12 |
|