|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mamafy (fafy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Manao fafy [1.78] | |||||||||
| Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [1.1] | |||||||||
| Manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [1.13] | |||||||||
| To sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [1.2] | |||||||||
| Semer [1.13] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo.
[2.245] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manely ~ mampiely ~ manapariaka ~ manaparitaka ~ manahaka ~ mampihahaka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|