|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misalasala (salasala) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia [1.1] | |||||||||
| To be in doubt, to hesitate [1.7] | |||||||||
| être dans le doute, hésiter [1.8] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo.
[2.499] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misalasala | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Maniry soa [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | misalasalà (salasala) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalasala | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|