|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misalovana (salovana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara [1.1] | |||||||||
| To go ahead of others; to interfere with other people's business [1.7] | |||||||||
| Se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misalovàna (salovana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalovana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |
|