Entry | Adama | |
Part of speech | name (biblical) | |
Explanations in Malagasy | Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... [1.38] | |
Explanations in English | Adam [2.996] | |
Explanations in French | Adam [2.996] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Adama | |
Entry | Adamà | |
Part of speech | name (biblical) | |
Explanations in Malagasy | Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). [1.38] | |
Explanations in English | Admah [2.996] | |
Explanations in French | Adma [2.996] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Synonyms | Adma | |
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Adamà | |
Entry | Adama | |
Part of speech | name (biblical) | |
Explanations in Malagasy | Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). [1.38] | |
Explanations in English | Adam [2.996] | |
Explanations in French | Adâm [2.996] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Synonyms | Adoma | |
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Adama | |
Updated on 2020/07/31 |