Entry (1/3) | 1 alona |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny [1.1] |
Explanations in English |
7 a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] [1.2] 8 a wave, a billow [1.7] |
Explanations in French |
9 vague, flot [1.3, 1.8] 10 ondulation, houle [1.3] |
Examples |
11 Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory. [2.298] |
Entry (2/3) | 12 alona |
Part of speech | 13 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
18 Emotions |
Explanations in Malagasy |
19 Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany [1.1] |
Explanations in English |
20 envy, jealousy. The relative fiaLOnana is more commonly used. [1.2] |
Explanations in French |
21 jalousie, envie, opposition au bien du prochain [1.3] |
Entry (3/3) | 22 alòna |
Root | 23 lona |
Part of speech | 24 passive verb |
Explanations in Malagasy |
25 Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara 26 Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo [1.1] |
Explanations in English |
27 to be steeped, to be soaked [1.7] |
Explanations in French |
28 qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 33 alona, alòna, lañoa, laona, loana, olana, alona, alòna, lañoa, laona, loana, olana |
Updated on 2023/01/20 |