|
|
|
|

Teny iditra 1  Antandrona
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] Tsimihety [1.78]
Ohatra  4  Tao izy no nihaona voalohany tamin' ny antandrona izay nanaiky azy avy hatrany ka nanome tokim-panoavana azy. [2.508#]
Voambolana  5  Tantara: firenena
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  Antandrona, 7 tañanandro

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17