|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  ga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fonon-tanana, vita amin' ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy ~ Manao ga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 gloves [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Gant [1.3]
Voambolana  6  Toe-karena: zaitra
Mpanahaka  7  gan, 8  manao
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ga

Teny iditra (2/4) 10  ga
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 [Bara] olona avy narary nefa mbola tsy matanjaka,
13 bamby [1.78]

Teny iditra (3/4) 14  ga~
Sokajin-teny  15  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (4/4) 16  Ga    
Sokajin-teny  17  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  18 Singa miranoka, faha-31 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 Gallium. [3.1]
Voambolana  20  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  21  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17