|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 may |
| Fototeny | 2 hay |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voadoro, azon' ny afo: May ny tranon-dRabe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 on fire
[1.2, 1.7] 6 burning [1.2] 7 burnt [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 brûlure
9 brûlé [1.3#418] 10 qui brûle [1.8] |
| Ohatra |
11 may hoatry ny nodoran'afo ny fony.
[2.324]
12 may ny tanako (J'ai une brûlure à la main) [1.3#418] 13 may omaly ny tranony (Sa maison s'est brûlée hier) [1.3#418] 14 Misy may ny tanako (J'ai une brûlure à la main) [1.3#418] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny how may |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 20 may |
| Fototeny | 21 hay |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Maika dia maika, dodona: May erý izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 in a hurry, impatient
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 pressé
[1.3#418, 1.8] |
| Ohatra |
26 may aho, fa hiainga rahampitso (Je suis pressé, car je part demain)
[1.3#418]
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how may |
| Teny iditra (3/5) | 30 may |
| Fototeny | 31 hay |
| Sokajin-teny | 32 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako ~ Izay may adala
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 embarrassé
[1.3#418, 1.8] |
| Ohatra |
35 may aho, fa marary ny zanako (Je suis dans l'embarras, car mon enfant est malade)
[1.3#418]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/5) | 37
may
![]() |
| Sokajin-teny | 38 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
39 mety manao; mahazo manao; enga, anie
[1.17] |
| Teny iditra (5/5) | 40
May
![]() |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
42 volana fahadimy amin' ny taona
[1.17] |
| Voambolana | 43 Fotoana |
| Fivaditsoratra | 44 amy, 45 ima, may, 46 mia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|