Entry | Tsimihety | ||
Part of speech | name (ethnonym) | ||
Explanations in Malagasy | Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [1.1] | ||
Explanations in French | Nom d'une population du nord-est et oues [...] [full text in 1.5] | ||
Vocabulary | History: clans, tribes | ||
Compound words |
| ||
Hyponyms | |||
Tables and plates | Dialectal words | ||
Updated on 2020/07/31 |