Entry abanabana (banabana (bana))
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany [1.1]
Explanations in English Used of the door opened. [1.2]
Morphology 
Present : abanabana, abanabako, abanabanao, abanabany, abanabantsika, abanabanay, abanabanareo
Past : nabanabana, nabanabako, nabanabanao, nabanabany, nabanabantsika, nabanabanay, nabanabanareo
Future : habanabana, habanabako, habanabanao, habanabany, habanabantsika, habanabanay, habanabanareo
Imperative : abanabanao

Updated on 2023/01/19