Entry ahoaho (aho)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. -- Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona. [1.10]
Explanations in English Stupidity, dullness of apprehension. [1.2]
Derivatives 
 

Entry ahoaho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Kiakiaka [1.78]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/01/19