Entry ahorina (ahotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ajanona, ahantsona tampoka [1.1]
Explanations in English To be arrested. [1.2]
Explanations in French Qu’on arrête, qu’on suspend subitement [1.3]
Morphology 
Present : ahorina, ahoriko, ahorinao, ahoriny, ahorintsika, ahorinay, ahorinareo, ahorin', ahorin-, ahorim-, ahori-
Past : nahorina, nahoriko, nahorinao, nahoriny, nahorintsika, nahorinay, nahorinareo, nahorin', nahorin-, nahorim-, nahori-
Future : hahorina, hahoriko, hahorinao, hahoriny, hahorintsika, hahorinay, hahorinareo, hahorin', hahorin-, hahorim-, hahori-
Imperative : ahory

Anagrams 

Updated on 2023/02/27