Entry aingitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin' ny hafa, fahasarotsarotana. [1.1]
Explanations in French Fantaisies difficiles à contenter, singularité [1.3]
Derivatives 

Entry aingitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Aika [1.78]

Entry aingitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Vocabulary 
Synonyms aiay
Other spellings 

Updated on 2020/07/31