Entry alaina (ala)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao
Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety [1.1]
Explanations in English To be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. [1.2]
Examples 
1Nalainy ilay sary. [2.499]
2vola roa-polo asainy alainareo? [2.293]
3ny olona kambana, alaina tsy miteny. [2.48]
4Ka alaovy izay hahasoa azy. [2.48]
Morphology 
Present : alaina, alaiko, alainao, alainy, alaintsika, alainay, alainareo, alain', alain-, alaim-, alai-
Past : nalaina, nalaiko, nalainao, nalainy, nalaintsika, nalainay, nalainareo, nalain', nalain-, nalaim-, nalai-
Future : halaina, halaiko, halainao, halainy, halaintsika, halainay, halainareo, halain', halain-, halaim-, halai-
Imperative : alao, alaovy
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11