Entry | alofo (lofo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin' ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona [1.1] | ||||||||
Examples | Manavinavy aho ity, ka raha tahiny aho dia lasa, dia afeno ato Ambatomanoina, ary ataovy ho ny omby alofo ahy afa-tsy izay omen' ny olona.
[1.436] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word alofo | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |