Entry |
amalona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra.
Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm.
Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1]
|
Explanations in English | An eel. [Mal. malany(?).] [1.2]
|
| An eel [1.7]
|
Explanations in French | Anguille [1.3, 1.8]
|
Examples | olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana.
[2.48]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|