Entry ambanambana (ambana)
Part of speech relative verb
Explanations in French [duplicatif diminutif] [1.3]
Examples 
1Rehefa vita ny ambanambana dia mitsangana ny lohampoko mitana ny tehiny. [2.606]
2Izany ary no izy tompoko fa naposako ny hevitro Tsy asiako ambanambana fa avy hatrany dia tineviko Ka ny fantatro ho mendrika tokoa no nomeko Dia ny itokiako ahavita, io no notendreko. [2.928]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20