Entry ambaravarana
Elementary words any ; varavarana
Part of speech adverb [full list]
Examples Izay efa tao an-day kosa indray nankeo ambaravaran' efitra fandriany, nanao tabataba be hamoha azy [2.996]
Morphology 
Simple : ambaravarana, ambaravarako, ambaravaranao, ambaravarany, ambaravarantsika, ambaravaranay, ambaravaranareo, ambaravaran', ambaravaran-, ambaravaram-, ambaravara-

Updated on 2023/08/16