Entry ambosina (ambosy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Amporisihina, tarihina, taomina, angolena (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): nambosin-dRabe tsy hiasa ny mpiasa rehetra [1.1]
Explanations in English To be deceived by flattery or cajolery, to be duped, to be wheedled. [1.2]
Morphology 
Present : ambosina, ambosiko, ambosinao, ambosiny, ambosintsika, ambosinay, ambosinareo, ambosin', ambosin-, ambosim-, ambosi-
Past : nambosina, nambosiko, nambosinao, nambosiny, nambosintsika, nambosinay, nambosinareo, nambosin', nambosin-, nambosim-, nambosi-
Future : hambosina, hambosiko, hambosinao, hambosiny, hambosintsika, hambosinay, hambosinareo, hambosin', hambosin-, hambosim-, hambosi-
Imperative : ambosio
Analogs  abonina ~ abosina
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05