Entry | ampatrana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Ampovoan-tany [1.78] | |
Examples | Ny filazana faharoa dia manambara fa Malagasy avy teto an-toerana ihany no nifindrà monina avy tany ampatrana nankany an-tsiraka.
[2.508] | |
Updated on 2022/03/14 |