Entry ampiarahina (araka)
Part of speech passive verb
Explanations in French Qu'on met ensemble, qu'on fait aller ensemble [1.3]
Examples 
1manomana ny tanora ho amin' ny fiainana ka ampiarahina ny fianarana taratasy sy ny fianarana asa tanana. [2.356]
2Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472]
Morphology 
Present : ampiarahina, ampiarahiko, ampiarahinao, ampiarahiny, ampiarahintsika, ampiarahinay, ampiarahinareo, ampiarahin', ampiarahin-, ampiarahim-, ampiarahi-
Past : nampiarahina, nampiarahiko, nampiarahinao, nampiarahiny, nampiarahintsika, nampiarahinay, nampiarahinareo, nampiarahin', nampiarahin-, nampiarahim-, nampiarahi-
Future : hampiarahina, hampiarahiko, hampiarahinao, hampiarahiny, hampiarahintsika, hampiarahinay, hampiarahinareo, hampiarahin', hampiarahin-, hampiarahim-, hampiarahi-
Imperative : ampiaraho

Updated on 2023/01/20