Entry ampitomboina (tombo)
Part of speech passive verb
Explanations in English To be increased, to be made to increase; to be multiplied [1.7]
Explanations in French Qu'on augmente, qu'on multiplie [1.3]
Examples 
1Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina. [2.508]
2Ka raha sivifolo ampitomboina inefatra indray tsy hanjary herintaona izany? [2.643]
3Ny Fiangonana sy ny olona ao aminy dia nitahiry fahatsiarovana tsy maintsy ampitomboina. [1.369]
Morphology 
Present : ampitomboina, ampitomboiko, ampitomboinao, ampitomboiny, ampitombointsika, ampitomboinay, ampitomboinareo, ampitomboin', ampitomboin-, ampitomboim-, ampitomboi-
Past : nampitomboina, nampitomboiko, nampitomboinao, nampitomboiny, nampitombointsika, nampitomboinay, nampitomboinareo, nampitomboin', nampitomboin-, nampitomboim-, nampitomboi-
Future : hampitomboina, hampitomboiko, hampitomboinao, hampitomboiny, hampitombointsika, hampitomboinay, hampitomboinareo, hampitomboin', hampitomboin-, hampitomboim-, hampitomboi-
Imperative : ampitomboy

Entry ampitomboina (tombo)
Part of speech noun
Explanations in French Multiplicande [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2020/07/31