Entry andrandraina (andrandra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atraka ambony: Andrandrao ny lohanao
Takarina amin' ny maso: Andrandrao ny haavon' irỳ tendrombohitra
Antenaina, alehan' ny saina: Ny hanan-taranaka ihany no andrandrain' ny Malagasy [1.1]
Explanations in English To be raised, to be erected, as the head; also used in speaking of the things seen by an erect look. [1.2]
 To be raised; to be looked at from below, to be looked up to [1.7]
Explanations in French Qu'on lève; vers quoi on lève la tête; qu'on espère [1.8]
Examples Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4]
Morphology 
Present : andrandraina, andrandraiko, andrandrainao, andrandrainy, andrandraintsika, andrandrainay, andrandrainareo, andrandrain', andrandrain-, andrandraim-, andrandrai-
Past : nandrandraina, nandrandraiko, nandrandrainao, nandrandrainy, nandrandraintsika, nandrandrainay, nandrandrainareo, nandrandrain', nandrandrain-, nandrandraim-, nandrandrai-
Future : handrandraina, handrandraiko, handrandrainao, handrandrainy, handrandraintsika, handrandrainay, handrandrainareo, handrandrain', handrandrain-, handrandraim-, handrandrai-
Imperative : andrandrao
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/21