Entry | anerany (erana) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin' ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany [1.1] | |
Explanations in English | tsy anerany: beyond all measure, unreasonable [1.7] | |
Explanations in French | tsy anèrany: au-delà de la mesure, outre mesure [1.8] | |
Anagrams | anerany, arenina |
Updated on 2020/07/31 |