Entry antsangaina (antsanga)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny tany izay avela ho rakotry ny fasika, tany, antsanga
Resaka asafotofoto amin' ny adihevitra tsisy farany [1.1]
Explanations in English Used of words or charges repeated so often as to lead to a quarrel. [1.2]
Morphology 
Present : antsangaina, antsangaiko, antsangainao, antsangainy, antsangaintsika, antsangainay, antsangainareo, antsangain', antsangain-, antsangaim-, antsangai-
Past : nantsangaina, nantsangaiko, nantsangainao, nantsangainy, nantsangaintsika, nantsangainay, nantsangainareo, nantsangain', nantsangain-, nantsangaim-, nantsangai-
Future : hantsangaina, hantsangaiko, hantsangainao, hantsangainy, hantsangaintsika, hantsangainay, hantsangainareo, hantsangain', hantsangain-, hantsangaim-, hantsangai-
Imperative : antsangao

Anagrams 

Updated on 2023/01/20