Entry | antsapaka (tsapaka) | ||
Part of speech | adverb | ||
Explanations in English | By lot [1.7] | ||
Explanations in French | En tirant au sort [1.8] | ||
Examples | Amin' ireo sokajiny roa ireo, misy isa ilaina, ka dia antsapaka indray no akana izany isa izany, izay voaray amin' ny antsapaka, dia miandry fiantsoana sisa.
[2.472] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/08/11 |