Entry antsoharaina (antsohara)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao)
Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana) [1.1]
Explanations in English To be seasoned or tempered, as in antsohara. [1.2]
Morphology 
Present : antsoharaina, antsoharaiko, antsoharainao, antsoharainy, antsoharaintsika, antsoharainay, antsoharainareo, antsoharain', antsoharain-, antsoharaim-, antsoharai-
Past : nantsoharaina, nantsoharaiko, nantsoharainao, nantsoharainy, nantsoharaintsika, nantsoharainay, nantsoharainareo, nantsoharain', nantsoharain-, nantsoharaim-, nantsoharai-
Future : hantsoharaina, hantsoharaiko, hantsoharainao, hantsoharainy, hantsoharaintsika, hantsoharainay, hantsoharainareo, hantsoharain', hantsoharain-, hantsoharaim-, hantsoharai-
Imperative : antsoharao

Updated on 2023/01/20