Entry | aotrika (otrika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be ripened artificially [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on mûrit artificiellement [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word aotrika | ||||||||
Entry | aotrika (otrika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in French | Qu'on met en embuscade [1.3] | ||||||||
Anagrams | akatrio, akitrao, akotray, aotrika, karaoty, koaitra |
Updated on 2024/01/09 |