|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  arabe
Singan-teny  2 araka, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Lalana lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [ara-be] An open space or road through a camp or village, the main road. [1.2]
7 a street, a road [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rue, avenue [1.8]
9 route [1.13]
Voambolana  10  Toe-karena: fanorenana
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe arabe
Sary 
12  13  14 

Teny iditra (2/2) 15  arabe    
Sokajin-teny  16  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 arabo. Langue arabe: fiteny arabo. Chiffres arabes: marika arabo [1.4]
18 olona teraky ny Taolatra
19 momba na avy any Arabie. Chiffres arabes: ny tena marika 0, 1, 2, 3, etc. [1.9]

Fivaditsoratra  arabe, 20 barea

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/20