Entry arzantinina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina
Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [1.1]
Explanations in English Argentinean, Argentinian, Argentine [3.1]
Explanations in French Argentin, argentine [3.1]
Vocabulary 
Origin French: argentin.
Analogs  Arzantina

Updated on 2020/07/31