Entry bandy
Part of speech noun
Explanations in French Bande [1.13]
Examples 
1Ny anarana no notakonany bandy taratasy kely. [2.499]
2Niaraka tamin' izay kosa nesorin' ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan' Israely fa isan' ny mpaminany izy. [2.996]
Compound words 
Origin French: bande.

Entry bandy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tovolahy [1.60]
Explanations in French Jeune homme, gars, mec, zigue. On notera [...] [full text in 1.60]
Examples Tena "bandy" tsara ialahy, hoy ny tompon-trano. [2.4]
Origin French: bande.

Entry bandy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lehilahy na tovolahy ratsy saina, tsy ma [...] [full text in 1.60]
Explanations in French Malfaiteur, voyou [1.60]
Origin French: bande.

Updated on 2023/10/24