Entry bele
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Vomanga [1.78]
 Karazana hanin-kotrana [1.13]
Explanations in English  [Betsileo, Sakalava] The sweet potato. (Bets. And Sak.) Batatas edulis, Choisy. Same as vomanga, ovihazo (Bets.), vihazo (Bets.), mbizo (Bets.), and tsimanga (Prov.), etc. [1.2]
Explanations in French Patate douce [1.13]
  [Betsileo, Betsimisaraka] (étymologie comme bela) Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae). [1.196]
Scientific name Ipomoea batatas
Examples Ny haninkotrana (vomanga na bele sy saonjo) mbamin'ny voamaina (voanemba, tsaramaso) no hanentsenana ny banga araka izay azo atao. [2.606]
Vocabulary 
Analogs  bageda ~ batata ~ belena ~ bokala ~ mbizo ~ vomanga

Anagrams 

Updated on 2020/07/31