Entry | daomy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [frantsay domino] Karazan-kilalao misy vato valo amby roapolo misy masony; zaraina mitovy isa amin' ny mpilalao telo ny iraika amby roapolo amin' ireo vato ireo, ka mifandimby mandahatra ny azy raha misy vato miady masony amin' izay mivoaka ny mpilalao; izay mahalany vato any aminy voalohany no mahazo amin' ny indray mihodina, ka dia isaina ho azy ny masom-baton' ireo sisa tsy mbola nahalany ny azy [1.1] | |
Vocabulary | Game | |
Origin | French: domino. | |
Anagrams | daomy, dimao, madio, maody, miado, modia |
Updated on 2020/07/31 |