Entry | disely | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany [1.1] | |
Explanations in English | Epsom salts [Fr. du sel] [1.2] | |
Vocabulary | Economy: food | |
Origin | French: du sel. | |
Updated on 2020/07/31 |