Entry etsetra
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [1.1]
Explanations in English And so forth [1.7]
Explanations in French Corruption de et caetera [1.3]
 Et cetera [1.8]
Synonyms sy ny sisa ~ sns
Other spellings 
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2022/11/05