Entry fahafiry (firy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-manontany laharana: Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin' ilay hazakazak' aotomobilina farany teo?
Enti-milaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin' ny...: Tsy fahafirin' ny olo-mahay eto amin' ny Nosy ianao fa aza mieboebo toy izao [1.1]
Examples Fahafiry izy? (What number is it?) [1.2]

Updated on 2023/01/20