Entry fahalahelovana (alahelo)
Part of speech noun
Allegation Word or locution seen in: horaka ~ horakoraka
Examples 
1misaotra anareo aho amin'ny fahalahelovanareo tamin'ny niambohoan' Ineny [2.366]
2Be koa ny manjo anay tany andafin' hy ranomasina hoho ny fahalahelovanay ny rainay sy ny reninay ary ny havanay taty Madagaskara [2.649]
Morphology 
Simple : fahalahelovana, fahalahelovako, fahalahelovanao, fahalahelovany, fahalahelovantsika, fahalahelovanay, fahalahelovanareo, fahalahelovan', fahalahelovan-, fahalahelovam-, fahalahelova-
Prefixed : -pahalahelovana, -pahalahelovako, -pahalahelovanao, -pahalahelovany, -pahalahelovantsika, -pahalahelovanay, -pahalahelovanareo, -pahalahelovan', -pahalahelovan-, -pahalahelovam-, -pahalahelova-

Updated on 2023/01/20